|
|
|
|

Entry1  am-bava tsy ratsy
Elementary words  2 am-bava, 3 ratsy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1]
Explanations in French  6 Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415#4718]
Synonyms  7 vava tsy ratsy

Anagrams  am-bava tsy ratsy, 8 tsiambaravatsy

Updated on 2025/09/12